Entry | 1 miforitra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 foritra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Milefitra: Miforitra ny volotara fa tsy tapaka Mivonkina: Aza miforitra rehefa mandry Miolikolika, mihoronkorona: Niforitra ilay renimanditra Milozoka, mifantsika, mikezaka: Miforitra amin' ny fianarana io zazalahy io ka tsy mahagaga raha mahomby Manaiky, mikoy: Notenenindrainy izy vao niforitra |
Explanations in English |
11 [1.2] Folded, turned down. 12 [1.7] to be folded |
Explanations in French |
13 [1.8] être plié |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |