|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miforona
Fototeny  2 forona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Tonga, manjary: Nisy rivodoza niforona tampoka 10 km avy ao Antsiranana
5 Miavy: Avy amin' ny "setroka" no niforona ny "manetroka" [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be created, to be formed; to be founded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être crée, être formé;
8 être fondé, établi; s'organiser [1.8]
Ohatra  9  Tsy misy very, tsy misy miforona. [2.5]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  14  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)15  miforòna
Fototeny  16 forona
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miforona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  18 foromany, 19 mifanoro, miforona, miforòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21