|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mifosa |
| Fototeny | 2 fosa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manaratsy, manazimba, manamavo
5 Milaza ny hadisoana takona nataon' ny namana raha tsy eo izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to backbite, to defame, to scandalize.
[1.2] 7 to slander, to backbite [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 calomnier, médire
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 mifosà |
| Fototeny | 14 fosa |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifosa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 fimaso, 17 mafiso, mifosa, mifosà, 18 misafo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|