|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mifotafota
Fototeny  2 fotafota
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza olona manao fihinan' ankizy ka mihosina sy mitavana menaka ny tanana sy ny vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to slaver, to foam, to rave. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mifotafotà
Fototeny  11 fotafota
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifotafota [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Fivaditsoratra  mifotafotà, mifotafota, 13 mitafotafo, 14 mitofatofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26