|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 migadra |
| Fototeny | 2 gadra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to be in irons, fettered, bound by fetters.
[1.2] 5 to be in chains, to be in prison [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Etre aux fers ou être attaché
[1.3] 7 être aux fers, être attaché; 8 être en prison [1.8] |
| Ohatra |
9 Nandritra ny naha-tao azy notifirina ny mpiara-migadra aminy anankiray.
[2.472]
10 ary ny varin' olona dia averina, ka raha tsy mahaverina dia migadra 2 taona. [1.123#] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|