|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  migaona
Fototeny  2 gaona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Midona, mipaika. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Se choquer, s'entre-choquer [1.3]
Kamban-teny rehetra  6 migaona ny varavarana

Teny iditra (2/2)7  migaona
Fototeny  8 gaona
Sokajin-teny  9  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  10 to reach up to. See mipaka, mihatra [1.2]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  14 amangio, 15 amangoy, migaona, 16 migoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09