Entry | 1 migoboka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 goboka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy |
Explanations in English |
8 [1.2] hollow, as the sound of a drum |
Explanations in French |
9 [1.3#198] sonner creux, comme un coffre vide 10 [1.5] sonner creux, produire un son sourd |
Examples |
11 [2.470] Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra. 12 [2.472] angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. |
Vocabulary |
13 Sound |
Other spellings | 14 migobona |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |