|
|
|
|

Teny iditra1  mihafaingana
Fototeny  2 faingana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 mihadodona, mihamalady [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 accéléré [1.13]
Ohatra  6  Maneho tarehimarika miabo hatrany ny fitomboan' ny Harikarena malagasy ary dia hita fa mihafaingana miandalana izany. [1.384#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12