Entry (1/3) | 1 mihahohaho |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hahohaho |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely Be dia be, maro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo |
Explanations in English |
9 [1.2] to wrangle; to speak in a low tone |
Entry (2/3) | 10 mihahohaho |
Part of speech | 11 active verb |
Root | 12 hahohaho |
Explanations in English |
13 [1.2] [Provincial]
to disperse |
Entry (3/3) | 14 mihahohaho |
Part of speech | 15 active verb |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
19 [1.13] mihetsiketsika sady misavoritaka |
Explanations in French |
20 [1.13] grouiller |
Anagrams | 21 mihahohaho, mihohahoha |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |