|
|
|
|

Entry1  mihaino
Part of speech  2  active verb
Root  3  haino
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Manongilan-tsofina mba handre: Misy mihaino antsika fa aza miteny mafy
Manaraka, manaiky: Hihaino ny teniko ihany hay ianao!
Explanations in English  13  [1.2] to hearken, to hearken to, to listen, to obey.
14  [1.7] to listen to
Explanations in French  15  [1.3] Ecouter, prêter l’oreille, exaucer: Misy mihaino anao (Quelqu’un vous écoute) ~ Nihaino ny fangataliako izy (Il a exaucé ma demande)
16  [1.8] écouter
Examples  17  [2.324] Lasa nivoaka Rainimavo nihaino sady nitsinjotsinjo.
18  [2.470] Tany am-pandriana Rainitoandro no nihaino ny hafalian-janany.
Proverbs  19  Proverbs containing the word mihaino

Anagrams  20  ahimony, amihino, hainoim, hamoiny, ihamino, mihaino

Updated on 2025/08/10