|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 mihaka |
| Fototeny | 2 haka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mihaza hazandrano any anaty lava-bato amin' ny fitsindrona
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/3) | 9 mihaka |
| Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 midona
[Tanosy]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 12 mihakà |
| Fototeny | 13 haka |
| Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 15 mahika, mihakà, mihaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|