|
|
|
|

Entry1  mihalohalo
Part of speech  2  active verb
Root  3  halohalo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mihantona, mihebibehy eo ambony loha: Toa mahita zavatra mihalohalo eo ambony lohany foana, hono, izy
Miahanahana, tsy mandroso tsy mihemotra: Aza mihalohalo eo an-tokonana eo ianao fa midira raha hiditra
Misalasala: Mbola mihalohalo ihany ve ianao na hiara-kitsangantsangana aminay na hiarakandihy amin-dry Sahondra
Mijanona anelanelany, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa: Nihalohalo tamin' ny adin' ny Frantsay sy ny Alemanina i Soisa
Explanations in English  9  [1.2] to move, to be suspended, to look at from a distance, to be insufficient to fill a space; to be at liberty, to go about here and there.
Examples  10  [2.471] Teo amin' ny fangirifiriako tamin' ny namoizana an' i Dada malala no nihalohalo an' ny tandindony tao amin' ny lalako.
11  [2.472] Mbola tsy maty akory ny masoandro sy asabotsy hariva, dia efa nisy olona nisodisody sy nihalohalo teny akaikikaikin' ny tranony teny.
Analogs  12  miahanahana, miroahana, miherohero
Proverbs  13  Proverbs containing the word mihalohalo

Anagrams  14  ilohaloham, laholahoim, mihalohalo, milohaloha, milohalohà

Updated on 2025/08/10