|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihambahamba
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Misalasala, tsy tapa-kevitra fa miahotra: Tsy tapa-kevitra na hijanona na handeha Rakoto fa mihambahamba ao
Miahotrahotra na miatoato raha miteny
Examples  4  [2.470] Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso!
Root  5  hambahamba
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)11  mihambahambà
Part of speech  12  imperative of active verb mihambahamba [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]
Root  15  hambahamba

Anagrams  16  hambahambaim, ihambahambam, mihambahambà, mihambahamba

Updated on 2025/05/08