|
|
|
|

Entry1  mihambo
Part of speech  2  active verb
Root  3  hambo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao
Mihambo harena izy
Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny
Explanations in English  10  [1.2] to boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something.
11  [1.7] to pretend to be something; to pretend to have rights to something
Explanations in French  12  [1.8] se faire passer de certaines choses
Examples  13  [2.996] Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona;
Proverbs  14  Proverbs containing the word mihambo

Anagrams  15  hamboim, hiombam, hombaim, mahomby, mihambo, ombiham

Updated on 2025/08/10