|
|
|
|

Teny iditra1  mihaotraotra
Fototeny  2 haotraotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikaoka ny hoditra amin' ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotraotra loha
5 Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 mihaotra
Kamban-teny rehetra  10 mihaotraotra foana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09