|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihaotra |
| Fototeny | 2 haotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikaoka ny hoditra amin' ny hohon-tanana mba hanala hidihidy: Mihaotra loha
5 Mitsontsona biby mba hanambatambazana azy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to scratch, to claw.
[1.2] 7 to scratch oneself; to rub against something [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 se gratter, se frotter contre quelque chose
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 13 mihaotraotra |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 amotrahy, 16 hiamotra, 17 mahatory, 18 miahotra, mihaotra, 19 mihoatra, 20 miohatra, 21 mirotaha, 22 mitoraha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|