Entry | 1 miharatsy |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ratsy |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] |
Explanations in French |
8 [1.3#516] devenir mauvais, aller de mal en pis |
Examples |
9 [2.366#] ary tsy hitanay izay varotra miharatsy; 10 [2.471#] miharatsy ny andro, ary mihamahery ny onja. 11 [2.424#] Ny fivotrovotron'ny temimaso dia otrikaretina maharitra izay miharatsy miadana. |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word miharatsy |
Anagrams | 13 hisatriam, isitraham, mahisitra, miharatsy, mihisatra, misahatry, saritahim |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |