|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihataka |
| Fototeny | 2 hataka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy mifanakaiky, mifanalavitra: Mihataka ny tolanan' ity varavarana ity
5 Misaraka, mitokantokana tsy miaraka amin' ny hafa: Tsy tokony hihataka amin' ny valalabemandry ny avara-pianarana 6 Manalavidavitra, mikisaka, mitanila: Mihataha kely handehanan' ny manam-pahefana [1.1#680] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to separate, to go apart from , to stand aside or aloof from.
[1.2] 8 to separate oneself; to draw apart, to stand aloof [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 se séparer, se retirer des autres; se disjoindre
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 14 mahataky, mihataka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|