|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mihatsara |
| Fototeny | 2 tsara |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 to become good gradually
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 s'améliorer peu à peu, progresser
[1.3] |
| Ohatra |
6 Vao mainka zendana ihany rahateo koa izy ireo, indrindra Rasoa antoky ny fikarakarana, fa toa mihatsara Rainitoandro, raha ny resaka ataony sy ny fahamiramiranany no andinihana izany
[2.470]
|
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 8 maharatsy, 9 mahasatry, mihatsara, 10 mitsahara |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|