|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mihaza |
| Fototeny | 2 haza |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha mitady, misambotra, manjono, misaka, miremby, mitoha: Lasa nihaza akanga ry zareo ~ Nihaza orana izahay nefa tsy nahazo na iray aza
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to hunt, to chase.
[1.2] 6 to go hunting; to search for [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 aller à la chasse
[1.8] |
| Ohatra |
8 ireny no mpiara-mihaza amiko na mpiara-manjono rahefa tonga ny tonon-taona fanaovana izany.
[2.471]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 mihazà |
| Fototeny | 15 haza |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihaza [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mihaza, mihazà, 17 mizaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|