|
|
|
|

Entry1  mihazo
Part of speech  2  active verb
Root  3  hazo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mandalo toerana iray: Nihazo taty izy omaly
Manohy ny dia amin' ny lalana hafa: Nihazo tamin' irý lala-mihoatra irý izy fa tsy nanaraka ny arabe akory
Explanations in English  8  [1.7] to pass by way of
Explanations in French  9  [1.8] passer par
Examples  10  [2.470] Rasoa moa nihazo ny magazay ambadiky ny tsena, Ravokatra kosa, namakivaky ny fihaohaon' ny vahoaka.
Proverbs  11  Proverbs containing the word mihazo

Anagrams  12  hiozam, mihazo, mizaho

Updated on 2025/07/29