|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihazona
Part of speech  2  active verb
Root  3  hazona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mitana: Mihazona akoho amin' ny tendany
Tsy manome olona ny tokony ho azy: Tsy tsara ny mihazona ny karaman' ny mpiasa
Explanations in English  9  [1.2] to hold, to grasp, to detain.
10  [1.7] to grasp, to retain
Explanations in French  11  [1.8] retenir, tenir; saisir
Examples  12  [2.5] Nivinkina nankany anaty rano ilay tovovavy, dia nanatona ny lakana sady nihazona ny sisiny.
13  [2.471] Nosarihina tamin' ny tady nihazona azy amin' ny sambolay ny lakana.

Entry (2/2)14  mihazòna
Part of speech  15  imperative of active verb mihazona [Full list]
Root  16  hazona
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]

Anagrams  19  anohizam, hamoizan, ihazonam, manohiza, mihazona, mihazòna, mihozana, nihazoam, nohazaim

Updated on 2025/08/06