Entry | 1 mihiboka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hiboka |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mihidy ao amin' ny toerana anankiray tsy mety mivoaka: Mihiboka ao an-trano ao tsy mety hivoaka izy Mijanona maharitra: Mihiboka ato amin' ny mangazay ato foana ny entana Mifantsika, voatana: Mihiboka amin' ny raharaha ao Rakoto |
Explanations in English |
10 [1.7] to be confined indoors |
Explanations in French |
11 [1.8] être consigné, rester à la maison |
Analogs | 12 mihidy an-trano, mirindrin-trano, mikatontrano, maizina andro mifahy, milevim-belona toa trandraka |
Anagrams | 13 hikombia, hiombika, hobikaim, mibohika, mihaboky, mihiboka |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |