|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihintsana
Fototeny  2 hintsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miraraka, miala amin' ny toerana misy azy: Nisy rivotra nifofofofo ka nihintsana daholo ny voan' ny paisonay tany Antanetikelimay ~ Mihihtsana izany volonao izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to fall when ripe or withered; to fall out, as hair or feathers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 tomber comme les feuilles, les cheveux [1.8]
Ohatra  7  Tsy maharitra ny fitsokan' ny rivotra ny ravinkazo am-pararano ka mihintsana maina. [2.470]
8  Farany, mihintsana dia rimbona ilay taova. [2.472]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 feno mihintsana
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)15  mihintsàna
Fototeny  16 hintsana
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihintsana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  18 mihantsina, mihintsana, mihintsàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27