|
|
|
|

Entry1  mihiratra
Part of speech  2  active verb
Root  3  hiratra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Misoka-maso: Mbola matory va i Koto? Efa mihiratra izy; efa mihiratra ny masony
Marevaka: Mihiratra izaitsizy ity lamba ity
Miseho avy ao anaty rahona, mazava rehefa avy nanjombona: Mihiratra indray ity ny andro
Explanations in French  11  [1.3#249] écarquiller, ouvrir les yeux, les avoir ouverts
se dit aussi des couleurs vives, tranchantes, d'un visage rayonnant
Examples  12  [2.472] mihiratra eo ny mason' ilay manan-tany.
13  [2.470] mihiratra tsara ny maraina tamin' izay.
14  [2.643] Io Ambohimanoa io dia taza-maso isan' andro mihiratra avy teo am-baravavarankelinay.
Proverbs  15  Proverbs containing the word mihiratra

Anagrams  16  hitriaram, mahiratry, marihitra, miharatry, miharitra, mihiratra

Updated on 2025/08/10