|
|
|
|

Entry1  mihisatra
Part of speech  2  active verb
Root  3  hisatra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
All compound words 
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mandeha na mamindra miadana dia miadana: Mihisatra erỳ ianao ka aiza no tsy ho diso fidirana
Midina amim-pahasarotana ao an-tenda toy ny hahakenda: Omeo rano aho fa mihisatra ato an-tendako ny saonjo
Mihodina miadana sady mikasoka: Mihisatra ny vavahady fa efa te hisy menaka
Explanations in English  9  [1.7] to move slowly, as a canoe touching bottom
Explanations in French  10  [1.8] aller lentement en raclant, en touchant le fond
Vocabulary  11  Motion

Anagrams  12  hisatriam, isitraham, mahisitra, miharatsy, mihisatra, misahatry, saritahim

Updated on 2025/08/10