|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihizina
Fototeny  2 hizina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Feno hipoka, tsy ahazoana mikofoka: Mihizina ny trano azon' ny vahoaka
5 Mihitsoka, milentika: Mihizina ao amin' ny hidin-trano ny fanalahidy
6 Mihidy, mihiboka: Mihizina ao an-trano ao izy
7 Mijanona ela, milentika: Nahoana no nihizina tany an-tsena tany ialahy?
8 Mihenahena, mitokona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be crowded, full [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 être bondé [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15 adirafitra mihizina

Teny iditra (2/2)16  mihizìna
Fototeny  17 hizina
Sokajin-teny  18  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihizina [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  19 mahiziñy, mihizina, mihizìna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27