Entry | 1 mihoatra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hoatra |
Morphology |
|
All compound words | 8 11 words containing mihoatra |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Mandalo ambony, mandingana: Nihoatra ny tamboho ny mpangalatra Misongona, lasa aloha: Nihoatra ahy tamin' ny fanadinana Rakoto Mahery lanja, tsara kokoa: Mihoatra noho ny fahaizana ny fahendrena |
Explanations in English |
10 [1.7] to exceed; to be above; to pass on the road |
Explanations in French |
11 [1.8] excéder; surpasser |
Examples |
12 [2.324] Lasa nihoatra niatsinanana izy telo mianaka 13 [2.470] Vehivavy be herim-po sy matanjaka tsy mihoatra anao, ry Neny. |
Anagrams | 14 amotrahy, hamoatry, hamoitra, hamorita, haratoim, hatoriam, hiamotra, hiraotam, hiroatam, irotaham, itaroham, itoharam, itoraham, itroaham, mahatory, miahotra, mihaotra, mihoatra, miohatra, mirotaha, mitoraha |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |