|
|
|
|

Entry1  mihobankobana
Part of speech  2  active verb
Root  3  hobankobana
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mibontsina (toy ny taratasy midity tsy mipetaka tsara fa mivohitra misy elanelany amin' ilay zavatra ipetahany); misy takobany: Mihobankobana ity petadrindrina ity izany
Malalaka tsy manara-batana na mifinjifinjy (akanjo): Narary angaha Rakoto no dia nihanahia ohatra an' iny; efa hita mihobankobana erỳ ny akanjony
Proverbs  8  Proverbs containing the word mihobankobana

Anagrams  9  ihobankobanam, mihobankobana

Updated on 2025/07/29