|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihodina
Part of speech  2  active verb
Root  3  hodina
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Mitsimbadika eo ihany ka ny ambany tonga ambony na ny tany an-kavia lasa any an-kavanana ary dia mifandimby hatrany toy izany: Mihodina ny tany
Mitodika mankany aoriana na ao an-daniny: Tsy ta hahita ahy izy ka nihodina
Tonga simba: Nihodina ity divay ity
Mivadika: Nihodina tamin' ny fanekena izy
Explanations in English  11  [1.7] to turn around; to revolve
Explanations in French  12  [1.8] tourner comme une roue; tourner sur soi
Proverbs  13  Proverbs containing the word mihodina

Entry (2/2)14  mihodìna
Part of speech  15  imperative of active verb mihodina [Full list]
Root  16  hodina
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]

Anagrams  19  hadinoim, hiodinam, hodimain, hodimina, ihodinam, mihaodin, mihodìna, mihodina, nihaodim, nohidiam

Updated on 2025/08/10