|
|
|
|

Teny iditra1  mihofa
Fototeny  2 hofa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza zavatra ampiasain' olona na anaovany na ipetrahany ka andoavany vola: Mihofa ny tranon-dRabary eo akaikinay. / Mihofa telo arivo io trano be io [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mifaho, 9 mifoha, 10 mihafo, mihofa, 11 mohafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12