|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  hofa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vola, na zavatra aloa amin' ny zavatr' olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana maharitraritra: Valonjato no hofan' itỳ efitra. (Ny fahelam-potoana ihany no maha samy hafa ny hofa sy ny sara: raha mita lakana ka miserana ihany, sara no aloa; fa raha maharitra indray andro na mihoatra, dia hofa). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 rent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 rente, prix donné pour un bail, une location ou un louage; bail, louage [1.3#259]
6 loyer, location [1.8]
7 le prix qu'on paye pour un service ; la rente qu'on verse à quelqu'un [1.196]
Ohatra  8  Trano efitra telo tsy dia lafo hofa loatra teny Isoraka no nipetrahanay. [2.4#]
9  Koanefa aza manao kely karama (na hofa) loatra ianareo fandrao mahakely ny harenareo. [2.366#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Kamban-teny rehetra  14 hofan-toerana

Teny iditra (2/4)15  hofa
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17 Fiantsoana olona amin' ny kopa-damba, na tanana, na rantsan-kazo misy ravina
18 Fanasivanana ny vary na voan-javatra hafa amin' ny sahafa mba hampisaraka azy amin' ny akofa na ampombo na vato kely... [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  19 action d'appeler avec la main, ou de donner un signal en agitant quelque chose avec la main
20 action de vanner les grains en les faisant sauter sur un plateau concave [1.3#259]
21 action d'agiter un objet dans la main en signe de sympathie, d'amitié [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  25  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/4)26  hofa
Sokajin-teny  27  anarana
Fanazavàna teny malagasy  28 Zavamaniry karazana vakoa na vakoana lava ary be ravina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  29 espèce de vacoa à large et longues feuilles [1.3#259]
30 Nom donné à plusieurs pandanus. Mentionné anciennement par Chapelier, vers 1800. Ce sont principalement : Pandanus hoffa Chapel. Ex Bojer Ined., Pandanus odoratissimus L.f. et Pandanus obeliscus Thouars (Pandanaceae).
31 Feuilles employées pour la couverture des cases ; également en vannerie et en sparterie.
32 Cendre pour la préparation d'onguents maturatifs sur les furoncles. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  33  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)36  hofa
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny frantsay  38 D'après Decary 5081, ce nom serait également donné sur côté Sud-Est à un Palmier. Phloga polystachya var. stenophylla Becc. (Arecaceae)
39 Peut être parce que les segments des feuilles servent aux mêmes usages que les pandanus. [Taifasy] [1.196]
Voambolana  40  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  42 faho, Faho, 43 foha, 44 hafo, hofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27