|
|
|
|

Teny iditra1  mihogo
Fototeny  2 hogo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandamaka ny volon' ny tenany ihany amin' ny fihogo: Folo minitra izy mihogo eo anoloan' ny fitaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to comb one's hair; to have one's hair neatly combed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 se peigner; être peigné [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17