|
|
|
|

Entry1  mihohoka
Part of speech  2  active verb
Root  3  hohoka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Miongana na mianjera ka ny vavany no lasa ambany: Loza fa nihohoka ny vilany ka very daholo ny laoka
Mandry tsy mitsilany na mihorirana fa ny kibo no atao ambany mandry: Aza mihohoka rehefa mandry
Mandohalika na miondrika ambany dia ambany: Mihohoka eto anatrehanao izahay, ry Tompo Andriamanitra
Milentika ao anatin' ny fahoriana: Mihohoka marina ireto kamboty ireto
Miasa tsy miroa fo: Nihohoka tamin' ny asany izy rehetra ka vita haingana ilay raharaha nasaiko nataony
Explanations in English  11  [1.7] to lie or be placed with the face or opening down
Explanations in French  12  [1.8] être placé avec l'ouverture en bas, la bouche en dessous
Analogs  13  miankohoka
Proverbs  14  Proverbs containing the word mihohoka

Anagrams  15  hahimoko, hihomoka, hokaohim, mihohoka

Updated on 2025/08/10