|
|
|
|

Entry1  mihohy
Part of speech  2  active verb
Root  3  hohy
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mihady amin' ny hoho: Mihohy ny tany ny saka
Mihehy
Mamongatra zavatra avy any anaty tany: Mihohy ny mangahazo ny alika dia
Mitady hahalala, mangoraka: Nihohy mafy ilay zavatra noresahintsika Rakoto, fa tsy nilaza aho
Proverbs  9  Proverbs containing the word mihohy

Anagrams  10  himohi, himohy, mihohy

Updated on 2025/07/29