|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihorirana
Root  2  horirana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandry ka ny rirana na ny ila no atao ambany mandry: Telo no fomba fandry: ny mitsilany, ny mihorirana ary ny mihohoka
Miala amin' ny loza na toe-java-tsarotra: Tsy atahorana ireny fa olona mahay mihorirana [1.1]
Explanations in English  5  to be placed on edge [1.7]
Explanations in French  6  être placé sur son bord ou son côté [1.8]
Examples  7  Niteny izany izy, sady nihodina teo an-toerana, mba samy hahita azy manatrika, mihorirana, miamboho, ny olona rehetra. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
All compound words  12  2 combinations of this word
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Entry (2/2)14  mihoriràna
Root  15  horirana
Part of speech  16  imperative of active verb mihorirana [Full list]
Explanations in French  17  [1.3]

Anagrams  18 mihorirana, mihoriràna

Updated on 2025/10/11