|
|
|
|

Entry1  miisalahy
Root  2  isalahy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mifarimbona amin' ny asa iray ka mitovy ny anjara raisin amin' izany: Ny angatahina amintsika rehetra dia ny hiisalahy amin' ity raharaha ity [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2025/09/12