Entry | 1 mijangajanga |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 jangajanga |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Manaram-po amin' ny fitondran-tena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo; mandeha amin' ny olona tsy vadin' ny tena |
Explanations in English |
8 [1.7] to commit adultery |
Explanations in French |
9 [1.3#291] Se rendre coupable de luxure 10 [1.8] être adultère |
Examples |
11 [2.59#] Ary maloto fitondran-tena izy mijangajanga, sy manao tokatrano maso amin'izay tieny halaina nela ny vadiny renianany, dia mandefitra foana any amin'ny tranon-drainy aman-dreniny. |
Anagrams | 12 ijangajangam, mijangajanga |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |