|
|
|
|

Entry1  mijejojejo
Part of speech  2  active verb
Root  3  jejojejo
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason' ny olona, langa
mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha
Explanations in English  9  [1.7] to be playful; to be lewd
Explanations in French  10  [1.3#294, 1.8] être dissipé, lascif
11  [1.3#294] être léger, folâtre, libre
Examples  12  [2.996#35.004.014] Tsy hamaly ny zanakavavinareo Aho, raha mijejojejo izy, na ny vinantovavinareo, raha mijangajanga izy;

Updated on 2025/07/29