|
|
|
|

Entry1  mikasika
Part of speech  2  active verb
Root  3  kasika
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mampandalo ny tanana eo ambony: Aza mikasika io marary hoditra io
Misafosafo, mandalo eo amin' ny...: Nikasika ny tendron' orony ny vato
Tonga: Efa nikasika ny faritanin' ny Sakalava izahay vao nahazo aina
Miraharaha, mandray anjara amin' ny...: Soa ihany fa tsy nikasika io raharaha io aho
Momba: Mikasika ny politika ankapobeny ny resaka nataonay
Explanations in English  10  [1.2#320] to touch in passing
Fig.: to allude to, to hint at
Explanations in French  11  [1.3] toucher: Aza mikasika ahy (Ne me touchez pas) ~ Aza mikasika ny tsy fikasika (Ne touchez pas ce qu'on ne doit pas toucher)
effleurer: Nikasika ny ravin-tsofiny ny bala (La balle effleura son oreille)
atteindre: Efa nikasika ny tanin' ny Betsileo izahay vao niverina (Lorsque nous eûmes atteint le pays des Betsileos, nous revinmes)
s'occuper, se mêler: Aza mikasika izany raharaha izany (Ne vous occupez pas de cette affaire) ~ Aza mikasika ny tsy fikasika (Ne vous mêlez pas de ce qui ne vous regarde pas, de ce que vous ne savez pas)
concerner: Mikasika ny fivavahana (Cela concerne la religion)
regarder: Mikasika anao izany raharaha izany (Cette affaire vous regarde)
fréquenter
12  [1.8, 1.5] toucher
13  [1.8] toucher en passant
mentionner en parlant ou en écrivant
Examples  14  [2.324] Aza matahotra foana anefa hianao, fa raha misy mikasika anao, raha tsy ny aiko no lasa, na dia hisy ra hakitrokely aza, tsy miraika aho.
15  [2.472] Marina fa tsy nikasika ny mponina rehetra izany.
16  [2.48] tsy mahazo mikasika ny faty, na ray, na reny, na vady, na zanaka: raha maty dia tsy mahazo mikasika azy
Proverbs  17  Proverbs containing the word mikasika

Anagrams  18  mikasika, mikisaka

Updated on 2025/08/10