|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikatona
Fototeny  2 katona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mirindrina: Tsy mikatona tsara ny varavarankely
5 Miady: Mikatona tsara ny rafitr' ity latabatra ity
6 Mivory: Hihatona ny lehibe rahampitso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be closed (of a door) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 être fermé, comme une porte [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mikatòna
Fototeny  14 katona
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikatona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mañotaky, 17 manotika, 18 miantoka, mikatòna, mikatona, 19 mikotana, mikotàna, 20 mitakona, mitakòna, 21 mitokàna, mitokana, 22 mitonàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27