|
|
|
|

Entry1  mikatroka rarangy
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  mikatroka, rarangy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] mihazakazaka mitondra olona amin' ny filanjana (ny manao rarangy amin' ny mpilanja dia mitovy amin' ny manao faohany amin' ny miaramila
Synonyms  5  manao rarangy, mamely rarangy

Updated on 2025/07/29