Entry | 1 mikatrokatroka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 katrokatroka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Enti-milaza feon-javatra samy mafy mifandona: Mikatrokatroka ny kitron-tsoavaly mandeha amin' ny vato |
Examples |
8 [2.470] Toa voavetsovetsony amin' izany ny tsy fahaizany sy tsy fahalàlany, ny herin' ny vy mikatrokatroka raha miohatra amin' ny fanolanam-pary, ny angady sy ny sarety anànana. |
Anagrams | 9 mikatrokatroka, mikotrakotraka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |