|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikaviavia |
| Fototeny | 2 kaviavia |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy kingakinga, mivozavoza: Mpiasa mikaviavia
5 Tsy mifankahay, tsy mifankahazo: Asa fa mikaviavia amiko ny rahalahinao ankehitriny [1.1#692] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to seek to do something unseemly
[1.2#241] |
| Ohatra |
7 Tsy hitany intsony izay fomba hifandraisana aminy, mikaviavia izy manao azy.
[1.369#]
8 Ny sasany efa lasalasa ihany, ny sasany mbola mikaviavia, fa izaho aloha, dia mibaboka fa tsy mora ity raharaha ity. [2.528#] |
| Mpanahaka | 9 midrahodraho, 10 miraikiraiky, 11 mitahontahona, 12 mitaraikiraiky, 13 mitaveravera, 14 mitavozavoza, 15 mitsikondrikondry, 16 mitsivaikavaika, 17 mivozavoza |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|