|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivozavoza |
| Fototeny | 2 vozavoza |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsy zatra na tsy mahay ka mitahontahona sy mikaviavia raha manao zavatra: Zaza mivozavoza (fiteny matetika kokoa ny hoe mitavozavoza
5 dondrina, votsa, tsy kinga, tsy mailaka, vandrehaka [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Mpanahaka | 9 crmidrahodraho, 10 crmitaveravera, 11 crmitsiredareda, 12 miampanampana, 13 mikaviavia, 14 minahonahona, 15 miraikiraiky, 16 mitahontahona, 17 mitanandranandrana, 18 mitandrantandrana, 19 mitaraikiraiky, 20 mitavozavoza, 21 mitoantoanacr, 22 mitondrendrena, 23 mitonendrina, 24 mitsikondrikondry, 25 mitsivaikavaika, 26 mivaikavaika, 27 mivanenaka, 28 mivenaka, 29 miveravera |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|