Entry | 1 mikipaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 kipaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Miala miendaka: Nikipaka ny lamba maintin' ny haizina raha vao niposaka ny masoandro Mihataka, miala, lasa: Tsy faly ireo mpiasa ha nikipaka daholo |
Explanations in French |
9 [1.3#333] Se détacher, s’écailler, s’éloigner: Mikipaka ny faladian-kiraroko (Les semelles de mes souliers se détachent) ~ Nahasosotra azy ireo izany teny izany ka nikipaka daholo izy (Ces paroles les mécontentèrent et ils s’en allèrent tous) |
Examples |
10 [1.437#] Izany ry zareo eny Antanetibe izany manao dinasa ka mikipaka ny tampon-tanety, fa ny antsika izany toa malahelo. 11 [2.69#] Dia niantandrok' omby ny tovolahy, ary ny omby izay tehafin-dRaivato, dia mikipaka ny hodiny, ka faingam-pandeha ery ny omby sy mitatatata eran' ny tanim-bary. |
Proverbs | 12 Proverbs containing the word mikipaka |
Anagrams | 13 mikipaka, mpikaika, mpikiaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |