|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikirakira
Fototeny  2 kirakira
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manasaratsaraka mitokantokana; mandrairay hahitana ny antsipiriany: Mikirakira vola ry zareo ao amin' ny tranom-bola [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 manipuler [1.13]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mikirakirà
Fototeny  11 kirakira
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikirakira [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 marikariky, 14 mikarikary, mikirakirà, mikirakira, 15 mirikarika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27