|
|
|
|

Entry1  mikisaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  kisaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mifindra toerana kely: Tandremo fa raha mikisaka kely foana ianao dia mianjera any an-kady
Mihataka, mitanila: Mikisaha handehanan' ity jamba ity
Mandady amin' ny kibo: Mikisaka ny bibilava fa tsy mandeha
Mandeha miadana dia miadana: Mikisaka erỳ ianao izany raha mandeha

Anagrams  9  mikasika, mikisaka

Updated on 2025/07/29