|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mikitra
Fototeny  2 kitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamporisika hiady: Mahery mikitra angely Ilita
5 Manakorontana, mampikorontana, manakotrana: Rakoto no nikitra izany fianakaviana izany [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)10  mikitra
Fototeny  11 kitra
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 maneno, mikitrana [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)14  mikitrà
Fototeny  15 kitra
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 mikatry, mikitrà, mikitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27