|
|
|
|

Entry1  mikitroka
Part of speech  2  active verb
Root  3  kitroka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mihidy vazana mampiady ny nify: Matetika rehefa marary mafy ny olona, mikitroka ny nifiny
Mifanety be, matevina: Any atsinanana, mikitroka ny ala ~ Mikitroka ny haizina
Midilotra (nify): Mikitro-nify izy noho ny hatezerana
Mandà tsy hanao, mitokona: Mikitroka foana io zaza io rehefa ampanaovin-javatra
Explanations in English  10  [1.7] to be thick or close together, to be obstinate
to gnash the teeth
Explanations in French  11  [1.8] être serré, épais; s'obstiner;
grincer des dents
Synonyms  12  mikitro-nify

Anagrams  13  mikatroky, mikitroka, mikotrika

Updated on 2025/08/10